Deuteronomy 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo mandritra ny hafitoana ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo, rehefa nangoninao ny avy amin’ny famoloananao sy ny famiazanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafitoana no hankalazanao ny fetin’ny Tabernakla, rehefa voaangonao ny vokatra avy eo am-pamoloana amam-pamiazanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voaangonareo ny avy amin’ny famoloanareo sy famiazanareo, dia hankalaza ny fetin’ny Tranotomboka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Tandremo hafitoana ny andro firavoravoana fitoerana amin'ny trano rantsan-kazo, rehefa nangoninao ny avy amin'ny famoloanao sy ny famiazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo mandritra ny hafitoana ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo, rehefa nangoninao ny avy amin’ny famoloananao sy ny famiazanao.
malagasy
Tandremo hafitoana ny andro firavoravoana fitoerana amin'ny trano rantsan-kazo, rehefa nangoninao ny avy amin'ny famoloanao sy ny famiazanao.