Deuteronomy 16:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mifalia ianao miaraka amin’ny zanakao lahy, ny zanakao vavy, ny mpanompolahinao, ny mpanompovavinao ary ny levita mbamin’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao amin’ny andro firavoravoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia amin’izany fety izany ianao, mbamin’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao, ary ny Levita sy ny vahiny mbamin’ny kamboty sy ny mpitondratena ao anatin’ny vavahadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hifaly am-piravoravoana ianareo sy ny zanakareo ary ny mpanomponareo mbamin’ny Levita ary koa ny vahiny sy kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mifalia amin'ny andro firavoravoanao ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita mbamin'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mifalia ianao miaraka amin’ny zanakao lahy, ny zanakao vavy, ny mpanompolahinao, ny mpanompovavinao ary ny levita* mbamin’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao amin’ny andro firavoravoanao.
malagasy
Ary mifalia amin'ny andro firavoravoanao ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita mbamin'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao.