Deuteronomy 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’olona ary aza mandray kolikoly; fa mahajamba ny mason’ny hendry ny kolikoly ary mamadika ny tenin’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mampandefitra ny rariny, aza mizaha tavan’olona ary aza mandray kolikoly mahajamba ny mason’ny hendry sy mampivadika ny tenin’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason’ny hendry ka mampamadika ny raharahan’ny manan-drariny.
Malagasy Bible 1865
Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’olona ary aza mandray kolikoly; fa mahajamba ny mason’ny hendry ny kolikoly ary mamadika ny tenin’ny marina.
malagasy
Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina.