Deuteronomy 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonoy ny Paska an’NY TOMPO Andriamanitrao, dia ondry aman’osy sy omby, eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO hampitoerany ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrao hamponenany ny Anarany, no hamonoanao ny soron’ny Paka, amin’i Iaveh Andriamanitrao, ny ondry sy ny omby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hatolotrareo ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo ny sorom-pihavanana fanao amin’ny Paska, dia ondry aman’osy na omby, eo amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO mba hipetrahan’ny voninahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary vonoy ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrao, dia ondry aman'osy sy omby, eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah hampitoerany ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonoy ny Paska an’NY TOMPO Andriamanitrao, dia ondry aman’osy sy omby, eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO hampitoerany ny anarany.
malagasy
Ary vonoy ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrao, dia ondry aman'osy sy omby, eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah hampitoerany ny anarany.