Deuteronomy 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tena marina no harahinao, mba ho velona ianao ka handova ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araho an-tsakany sy an-davany ny rariny mba ho velona ianao, sy hanana ny tany izay homen’i Iaveh Andriamanitrao anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ara-drariny mihitsy no harahinareo mba ho velona ianareo ka hahazo ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo.
Malagasy Bible 1865
Ny marina dia marina no harahinao, mba ho velona ianao ka handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tena marina no harahinao, mba ho velona ianao ka handova ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Ny marina dia marina no harahinao, mba ho velona ianao ka handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.