Deuteronomy 16:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manangana hazo ho tsangankazon-tsampy eo anilan’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao, izay ataonao ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza anangananao asera, na hazo na inona na inona, eo an-danin’ny ôtely, izay hatsanganao ho an’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza anangananareo tsato-kazo fanajana an’i Aserà eo anilan’ny alitara izay hamboarinareo ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo;
Malagasy Bible 1865
Aza manangana hazo ho Aseraha ho anao eo anilan'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao, izay ataonao ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manangana hazo ho tsangankazon-tsampy eo anilan’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao, izay ataonao ho anao.
malagasy
Aza manangana hazo ho Aseraha ho anao eo anilan'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao, izay ataonao ho anao.Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; fa halan'i Jehovah Andriamanitrao izany.