Deuteronomy 16:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza manao tsangambaton-tsampy ho anao; fa halan’NY TOMPO Andriamanitrao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mba manao tsangam-bato izay halan’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary aza ampijoroanareo tsangambaton-tsampy koa eo, fa halan’ny TOMPO Andriamanitrareo izany.
Malagasy Bible 1865
Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; fa halan'i Jehovah Andriamanitrao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza manao tsangambaton-tsampy ho anao; fa halan’NY TOMPO Andriamanitrao izany.
malagasy
Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; fa halan'i Jehovah Andriamanitrao izany.