Deuteronomy 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka tsy hisy masirasira eo aminao sy ao amin’ny faritaninao mandritra ny hafitoana; aoka koa tsy hisy ho tavela miloaka alina ny henan’ny fanatitra izay novonoinao tamin’ny harivan’ny andro voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hisy lalivay ao aminao amin’ny faritaninao rehetra mandritra ny hafitoana, ary aza misy avela hiloaka alina ho tra-maraina ny henan’ny sorona novonoinao tamin’ny harivan’ny andro voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hisy leviora eo aminareo, manerana ny taninareo, mandritra izany herinandro izany; ary aoka tsy hisy tavela ho tra-maraina ny henan’ilay sorom-pihavanana novonoinareo tamin’ny harivan’ny andro voalohany.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hisy masirasira eo aminao ao anatin'ny fari-taninao rehetra hafitoana; ary aoka tsy hisy hitoetra miloaka alina ny henan'ny fanatitra izay novonoinao tamin'ny harivan'ny andro voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary aoka tsy hisy masirasira eo aminao ao anatin'ny fari-taninao rehetra hafitoana; ary aoka tsy hisy hitoetra miloaka alina ny henan'ny fanatitra izay novonoinao tamin'ny harivan'ny andro voalohany.