Deuteronomy 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy azonao amonoana ny Paska anefa ny tanànanao rehetra izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho azonao amonoana ny soron’ny Paka avokoa tsy akory ny tanàna rehetra homen’i Iaveh Andriamanitrao anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho azonareo anaovana ny soron’ny Paska avokoa tsy akory ny tanàna rehetra izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo;
Malagasy Bible 1865
Tsy hisy azonao hamonoana ny Paska ny tanànanao rehetra izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy azonao amonoana ny Paska anefa ny tanànanao rehetra izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao;
malagasy
Tsy hisy azonao hamonoana ny Paska ny tanànanao rehetra izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao;