Deuteronomy 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa eo amin’ny fitoerana izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka ilay nivoahanao avy tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrao hamponenany ny Anarany ihany no hamonoanao ny soron’ny Paka, amin’ilay hariva maty masoandro iny, izay fotoana nivoahanao tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa amin’ny toerana izay hofidiny hipetrahan’ny voninahiny ihany no hanaovanareo ny soron’ny Paska, rehefa hariva maty masoandro iny, izany hoe amin’ilay fotoana nialanareo tany Ejipta
Malagasy Bible 1865
fa eo amin'ny fitoerana izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka izay nivoahanao avy tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa eo amin’ny fitoerana izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka ilay nivoahanao avy tany Ejipta.
malagasy
fa eo amin'ny fitoerana izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany no hamonoanao azy rehefa hariva tokony ho maty masoandro, dia tahaka izay nivoahanao avy tany Egypta.