Deuteronomy 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahandroinareo izy, dia hano eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao; ary amin’ny maraina dia modia any amin’ny tranolainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atsatsiho ny sorona ary hano eo amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrao; ary nony maraina dia modia ho any an-dainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia handrahoinareo izany ka hohaninareo eo amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo; ary rehefa maraina ny andro, dia hody any an-dainareo ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary atsatsiho amin'ny afo izy, ka hano eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao; ary miverena nony maraina, ka modia any amin'ny lainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahandroinareo izy, dia hano eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao; ary amin’ny maraina dia modia any amin’ny tranolainao.
malagasy
Ary atsatsiho amin'ny afo izy, ka hano eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao; ary miverena nony maraina, ka modia any amin'ny lainao.