Deuteronomy 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hihinananao mofo tsy misy masirasira; fa ny andro fahafito dia fara fivoriana ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy hanaovana raharaha amin’io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henemana no hihinananao mofo tsy misy lalivay ary ny andro fahafito, dia hatao ny fivoriana lehibe ho fanomezam-boninahitra an’i Iaveh Andriamanitrao; tsy hanao asa na inona na inona ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny enina andro no hihinananareo mofo tsy misy leviora; fa amin’ny andro fahafito, dia hisy fivoriana famaranana manetriketrika ho fanajana ny TOMPO Andriamanitrareo, ka tsy hanao raharaha ianareo amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hihinananao mofo tsy misy masirasira; fa ny andro fahafito dia fara-fivoriana ho an'i Jehovah Andriamanitrao, ka tsy hanao raharaha ianao amin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hihinananao mofo tsy misy masirasira; fa ny andro fahafito dia fara fivoriana ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy hanaovana raharaha amin’io.
malagasy
Henemana no hihinananao mofo tsy misy masirasira; fa ny andro fahafito dia fara-fivoriana ho an'i Jehovah Andriamanitrao, ka tsy hanao raharaha ianao amin'izany.