Deuteronomy 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manisà herinandro fito; manomboka amin’ny andro iandohan’ny fijinjam-bary no hanisanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanisa herinandro fito ianao, ka raha vao santarina amin’ny antsim-bary ny vary dia hatombokao ny fanisana herinandro fito;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanisa fito herinandro ianareo, ka miantomboka amin’ny andro hiandohan’ny fijinjam-bary no hanisanareo izany.
Malagasy Bible 1865
Herinandro fito no hisainao ho anao: hatramin'ny andro iandohan'ny fijinjam-bary no hanisanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manisà herinandro fito; manomboka amin’ny andro iandohan’ny fijinjam-bary no hanisanao azy.
malagasy
Herinandro fito no hisainao ho anao: hatramin'ny andro iandohan'ny fijinjam-bary no hanisanao azy.