Deuteronomy 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza vonoina hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao, na omby na ondry na osy, izay ratsy na misy kilema, fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ny manao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atao sorona amin’i Iaveh Andriamanitrao ny omby na zanak’ondry manan-kilema na misy takaitra, satria fahavetavetana eo imason’i Iaveh Andriamanitrao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza atao sorona ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo ny omby sy ondry aman’osy izay misy kilema maharatsy azy, satria fanimbazimbana an’ilay TOMPO Andriamanitrareo ny manao izany.
Malagasy Bible 1865
Aza vonoina hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao izay misy kilema maharatsy azy, na omby na ondry na, fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ny manao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza vonoina hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao, na omby na ondry na osy, izay ratsy na misy kilema, fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ny manao izany.
malagasy
Aza vonoina hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao izay misy kilema maharatsy azy, na omby na ondry na, fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ny manao izany.