Deuteronomy 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araho ny teny izay hambarany aminao eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO, dia mitandrema ka ataovy araka izay rehetra hatorony anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ataovy araka izay didim-pitsarana hatorony anao, any amin’ny fitoerana nofidin’i Iaveh, ary tandremo mba hifanaraka tsara amin’izay hampianariny no hataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hampiharinareo io didim-pitsarana hambara aminareo eo amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO io ka himasoanareo ny hanao araka izay rehetra hatorony anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary araho ny teny izay hambarany aminao eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah, ka mitandrema hanao araka izay rehetra hatorony anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araho ny teny izay hambarany aminao eo amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO, dia mitandrema ka ataovy araka izay rehetra hatorony anao.
malagasy
Ary araho ny teny izay hambarany aminao eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah, ka mitandrema hanao araka izay rehetra hatorony anao.