Deuteronomy 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny lalàna izay hatorony anao sy araka ny fitsarana izay holazainy aminao no hataonao; aza mivily miala amin’ny teny izay hambarany aminao, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny lalàna ampianariny anao sy ny didim-pitsarana holazainy aminao no ataovy, fa aza mivily amin’izay hambarany anao, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, araka ny torolalana homeny anareo sy araka ny fomba fitsarana holazainy aminareo no hataonareo; aza mivily miala amin’izany didim-pitsarana hambarany aminareo izany ianareo, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy Bible 1865
Araka ny lalàna izay hatorony anao sy araka ny fitsarana izay holazainy aminao no hataonao; aza mivily miala amin'ny teny izay hambarany aminao, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny lalàna izay hatorony anao sy araka ny fitsarana izay holazainy aminao no hataonao; aza mivily miala amin’ny teny izay hambarany aminao, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
malagasy
Araka ny lalàna izay hatorony anao sy araka ny fitsarana izay holazainy aminao no hataonao; aza mivily miala amin'ny teny izay hambarany aminao, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.