Deuteronomy 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty; hofongoranao tsy ho eo amin’ny Israely ny fanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoheloin-ko faty izay mety hoentim-piavonavonana, ka amin’ny ataony dia tsy hihaino ny mpisorona mitoetra eo hanompoany an’i Iaveh Andriamanitrao, na tsy mihaino ny mpitsara. Izany no hamongoranao ny ratsy eo amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hovonoin-ko faty kosa ny olona entim-piavonavonana ka tsy mihaino an’ireo mpisorona mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrareo na tsy mihaino an’ilay mpitsara. Izany no hanesoranareo ny fanao ratsy ho fongotra eo anivon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty izany olona izany; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin'ny Isiraely ny fanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona izay miavonavona ka tsy mihaino ny mpisorona izay mitsangana hanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao, na ny mpitsara, dia aoka ho faty; hofongoranao tsy ho eo amin’ny Israely ny fanao ratsy.
malagasy