Deuteronomy 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka rehetra dia handre ka hatahotra ary tsy hiavonavona intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatahotra ny vahoaka rehetra rehefa mandre izany, ka tsy hety hoentim-piavonavonana intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary handre izany ny vahoaka rehetra, dia hatahotra ka tsy hoentim-piavonavonana toy izany intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra handre, dia hatahotra ka tsy hiavonavona intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka rehetra dia handre ka hatahotra ary tsy hiavonavona intsony.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra handre, dia hatahotra ka tsy hiavonavona intsony.