Deuteronomy 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao ihany no hatsanganao ho mpanjakanao: Iray amin’ny rahalahinao no hatsanganao ho mpanjakanao fa tsy mahazo mifidy olona hafa firenena izay tsy avy amin’ny rahalahinao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrao ihany no hatsanganao ho mpanjaka hifehy anao; eo afovoan’ny rahalahinao ihany no hangalanao mpanjaka izay hatsanganao hifehy anao, fa ny olon-kafa firenena, izay tsy rahalahinao, dia tsy ho azonao halaina ho mpanjakanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay mpanjaka hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo ihany no tena hatsanganareo hifehy anareo; eo anivon’ny mpiray firenena aminareo no hangalanareo mpanjaka izay hatsanganareo hifehy anareo, fa tsy azonareo ekena hifehy anareo ny olona vahiny izay tsy mpiray firenena aminareo.
Malagasy Bible 1865
dia izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao ihany no hatsanganao ho mpanjakanao: anankiray amin'ny rahalahinao no hatsanganao ho mpanjakanao, fa tsy mahazo mifidy olona hafa firenena izay tsy avy amin'ny rahalahinao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao ihany no hatsanganao ho mpanjakanao: Iray amin’ny rahalahinao no hatsanganao ho mpanjakanao fa tsy mahazo mifidy olona hafa firenena izay tsy avy amin’ny rahalahinao ianao.
malagasy