Deuteronomy 17:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa mipetraka eo ambonin’ny sezam-panjakany izy dia aoka hanaovany dika mitovy amin’izay any amin’ny levita mpisorona izao lalàna izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao tafapetraka amin’ny sezam-panjakany izy, dia aoka hosoratany amin’ny boky anankiray ho azy ny dikan’izao lalàna izao, ka hataony mifanaraka amin’ilay ao amin’ny Levita mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafapetraka eo amin’ny seza fiandrianana ilay mpanjakanareo, dia aoka hosoratany ho boky anankiray ho azy ny dikan’izao lalàna izao ka hataony araka ilay tahirizin’ireo Levita mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa mipetraka eo ambonin'ny sezam-panjakany izy, dia aoka hadikany ho azy amin'ny boky izao lalàna izao ka hataony araka ilay tehirizin'ireo Levita mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa mipetraka eo ambonin’ny sezam-panjakany izy dia aoka hanaovany dika mitovy amin’izay any amin’ny levita* mpisorona izao lalàna izao.
malagasy
Ary rehefa mipetraka eo ambonin'ny sezam-panjakany izy, dia aoka hadikany ho azy amin'ny boky izao lalàna izao ka hataony araka ilay tehirizin'ireo Levita mpisorona.