Deuteronomy 17:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hiavonavonan’ny fony amin’ny rahalahiny, ary mba tsy hiviliany hiala amin’ny lalàna, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia, mba ho maro andro amin’ny fanjakany eo amin’ny Israely izy sy ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisandratan’ny fony ambonin’ny rahalahiny, ary tsy hiviliany ny didy na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia, ka ho lava andro ao amin’ny fanjakany izy sy ny taranany eo afovoan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tsy hireharehany ho ambonin’ireo mpiray firenena aminy ary tsy hiviliany hiala amin’ny didy, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia, ka ho maro andro hanjakàna izy sy ny taranany eo anivon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
mba tsy hiavonavonan'ny fony amin'ny rahalahiny, ary mba tsy hiviliany hiala amin'ny lalàna, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia, mba ho maro andro amin'ny fanjakany eo amin'ny Isiraely; izy sy ny taranany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hiavonavonan’ny fony amin’ny rahalahiny, ary mba tsy hiviliany hiala amin’ny lalàna, na ho amin’ny ankavanana, na ho amin’ny ankavia, mba ho maro andro amin’ny fanjakany eo amin’ny Israely izy sy ny taranany.
malagasy