Deuteronomy 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary lasa mandeha manompo andriamanitra hafa sy mivavaka aminy, na amin’ny masoandro, na amin’ny volana, na amin’ny kintana eny amin’ny lanitra, araka izay zavatra efa nandrarako azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lasa mankamin’andriamani-kafa, hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany, dia eo anatrehan’ny masoandro na ny volana na ny zava-drehetra milahatra eny an-danitra, izay tsy nasaiko hatao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa izany olona izany manompo andriamani-kafa ary miankohoka aminy na amin’ny masoandro na amin’ny volana na amin’ny kintana, nefa zavatra efa norarana tsy hataonareo ireny.
Malagasy Bible 1865
ka lasa mandeha manompo andriamani-kafa ary mivavaka aminy na amin'ny masoandro, na amin'ny volana, na amin'ny kintana, izay zavatra efa nandrarako azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary lasa mandeha manompo andriamanitra hafa sy mivavaka aminy, na amin’ny masoandro, na amin’ny volana, na amin’ny kintana eny amin’ny lanitra, araka izay zavatra efa nandrarako azy
malagasy
ka lasa mandeha manompo andriamani-kafa ary mivavaka aminy na amin'ny masoandro, na amin'ny volana, na amin'ny kintana, izay zavatra efa nandrarako azy,