Deuteronomy 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka voalaza aminao sy renao izany, dia diniho tsara; koa raha nisy marina tokoa izany zavatra izany ka natao teo amin’ny Israely io fahavetavetana io
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa misy milaza izany aminao ka efa renao izany, dia fotory tsara, ka raha marina izany ary voaporofo tokoa izany, ka tanteraka tokoa teo imason’i Israely izany fahavetavetana izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha voatatitra aminareo izany toe-javatra izany ka renareo, dia fotopotory tsara; koa raha misy marina tokoa sady natao teo amin’i Israely izany fanimbazimbana izany,
Malagasy Bible 1865
ka voalaza aminao izany, ary efa renao, dia diniho tsara, ka indro, raha nisy marina tokoa izany zavatra izany, ka natao teo amin'ny Isiraely izany fahavetavetana izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka voalaza aminao sy renao izany, dia diniho tsara; koa raha nisy marina tokoa izany zavatra izany ka natao teo amin’ny Israely io fahavetavetana io
malagasy
ka voalaza aminao izany, ary efa renao, dia diniho tsara, ka indro, raha nisy marina tokoa izany zavatra izany, ka natao teo amin'ny Isiraely izany fahavetavetana izany: