Deuteronomy 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia avoahy ho eo am-bavahadinao izay lehilahy na vehivavy efa nanao izany zava-dratsy izany, ary torahy vato ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia avoahy eo am-bavahady izay lehilahy na vehivavy meloka nanao izany zava-dratsy izany, ka torahy vato ho faty na lehilahy na vehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia avoahy ho eo am-bavahadin’ny tanànanareo izay lehilahy na vehivavy nahavita izany zava-dratsy izany ka torahy vato ho faty.
Malagasy Bible 1865
dia avoahy ho eo am-bavahadinao izay lehilahy na vehivavy efa nanao izany zava-dratsy izany, ka torahy vato ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia avoahy ho eo am-bavahadinao izay lehilahy na vehivavy efa nanao izany zava-dratsy izany, ary torahy vato ho faty.
malagasy
dia avoahy ho eo am-bavahadinao izay lehilahy na vehivavy efa nanao izany zava-dratsy izany, ka torahy vato ho faty.