Deuteronomy 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hamonoana izay tokony ho faty; fa ny tenin’ny vavolombelona iray monja dia tsy hahafatesana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hamonoana ho faty izay tokony ho faty, fa ny tenin’ny vavolombelona iray monja tsy hamonoana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hamonoana izay tokony ho faty; fa ny tenin’ny vavolombelona iray monja dia tsy ampy hamonoana azy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hamonoana izay tokony ho faty; fa ny tenin'ny vavolombelona iray monja dia tsy hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hamonoana izay tokony ho faty; fa ny tenin’ny vavolombelona iray monja dia tsy hahafatesana azy.
malagasy
Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hamonoana izay tokony ho faty; fa ny tenin'ny vavolombelona iray monja dia tsy hahafaty azy.