Deuteronomy 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanan’ny vavolombelona no ho voalohany hamono azy, vao ny tanan’ny vahoaka rehetra; hofongoranao tsy ho eo aminao tokoa ny fanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanan’ny vavolombelona no hiainga voalohany hamono azy, vao ny tanan’ny vahoaka rehetra. Izany no hamongoranao ny ratsy eo aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanan’ireo vavolombelona no hiainga voalohany hamono azy, vao ny tanan’ny vahoaka rehetra. Izany no hanesoranareo ny fanao ratsy ho fongotra eo anivonareo.
Malagasy Bible 1865
Ny tanan'ny vavolombelona no ho voalohany hamono azy, dia vao ny tanan'ny vahoaka rehetra; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanan’ny vavolombelona no ho voalohany hamono azy, vao ny tanan’ny vahoaka rehetra; hofongoranao tsy ho eo aminao tokoa ny fanao ratsy.
malagasy
Ny tanan'ny vavolombelona no ho voalohany hamono azy, dia vao ny tanan'ny vahoaka rehetra; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.