Deuteronomy 17:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mankanesa any amin’ireo levita mpisorona sy any amin’ny iray izay mpitsara amin’izany andro izany ka manontania, dia hambarany aminao ny didim-pitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handeha hanatona ny mpisorona, taranak’i Levì, sy ny mpitsara izay tompon-draharaha amin’izany andro izany. Hila hevitra aminy ianao ka hambarany aminao izay araka ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanatona an’ireo Levita mpisorona sy ilay mpitsara tompon-draharaha ianareo ka hanontany azy, dia hambarany aminareo ny didim-pitsarana.
Malagasy Bible 1865
ary mankanesa amin'ireo Levita mpisorona sy amin'ny anankiray izay mpitsara amin'izany andro izany, ka manontania, dia hambarany aminao ny teny fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mankanesa any amin’ireo levita* mpisorona sy any amin’ny iray izay mpitsara amin’izany andro izany ka manontania, dia hambarany aminao ny didim-pitsarana.
malagasy
ary mankanesa amin'ireo Levita mpisorona sy amin'ny anankiray izay mpitsara amin'izany andro izany, ka manontania, dia hambarany aminao ny teny fitsarana.