Deuteronomy 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zanany lahy na ny zanany vavy hamakivaky afo, na mpisikidy, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpitahiry ody,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka eo aminao tsy hisy olona mampandeha ny zanany lahy na ny zanany vavy hamaky ny afo, manao sikidy, mikaroka ny vintana, mitandrina fadifady, manao fankatoavana, mampiasa ody,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka eo aminareo tsy hisy olona mpandefa ny zanany lahy na ny zanany vavy hatao sorona, na mpimasy, na mpanandro, na mpisikidy na mpamosavy;
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo, na mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zanany lahy na ny zanany vavy hamakivaky afo, na mpisikidy, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpitahiry ody,
malagasy
Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo, na mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody,