Deuteronomy 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na manao azy ho masim-bava, na mpanadina amin’ny olona izay mpiantso ny fanahin’ny maty, na mpisikidy, na mpila hevitra amin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mila hevitra amin’ny mpamoha angatra sy amin’ny mpamosavy ary manontany ny maty;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka eo aminareo tsy hisy manao fandraikiraikena na manadina ny olona tsindrian-javatra, na mamoha angatra, na manontany ny maty,
Malagasy Bible 1865
na manao ho masim-bava, na mpanadina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na manao azy ho masim-bava, na mpanadina amin’ny olona izay mpiantso ny fanahin’ny maty, na mpisikidy, na mpila hevitra amin’ny maty.
malagasy
na manao ho masim-bava, na mpanadina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin'ny maty.