Deuteronomy 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO izay rehetra manao ireo zavatra ireo, ary izany fahavetavetana izany no androahan’NY TOMPO Andriamanitrao azy eo anoloanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa halan’i Iaveh ny olona rehetra manao izany zavatra izany, ary noho izany fahavetavetana izany no handroahan’i Iaveh Andriamanitrao ireo firenena ireo eo anoloanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay rehetra mpanao ireny zavatra ireny dia mahatsiravina eo imason’ny TOMPO; ary izany no handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo an’ireny firenena ireny eo anoloanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO izay rehetra manao ireo zavatra ireo, ary izany fahavetavetana izany no androahan’NY TOMPO Andriamanitrao azy eo anoloanao.
malagasy
Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.