Deuteronomy 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo firenena izay efa horoahinao ireo dia mihaino ny mpanandro sy ny mpisikidy; fa ianao kosa dia tsy navelan’NY TOMPO Andriamanitrao hanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireo firenena horoahinao no mihaino ny mpanandro sy ny mpisikidy, fa ianao kosa tsy avelan’i Iaveh Andriamanitrao hanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo firenena izay efa horoahinareo ireo no mihaino ny mpanandro sy ny mpimasy; fa ianareo kosa tsy avelan’ny TOMPO Andriamanitrareo hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo firenena izay efa horoahinao ireo dia mihaino ny mpanandro sy ny mpanao fankatovana; fa ianao kosa tsy navelan'i Jehovah Andriamanitrao hanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo firenena izay efa horoahinao ireo dia mihaino ny mpanandro sy ny mpisikidy; fa ianao kosa dia tsy navelan’NY TOMPO Andriamanitrao hanao izany.
malagasy
Fa ireo firenena izay efa horoahinao ireo dia mihaino ny mpanandro sy ny mpanao fankatovana; fa ianao kosa tsy navelan'i Jehovah Andriamanitrao hanao izany.