Deuteronomy 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin’ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan’NY TOMPO Andriamanitrao ho anao: Izy no hohenoinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanangana mpaminany anankiray tahaka ahy eo afovoanao, eo amin’ny rahalahinao, i Iaveh Andriamanitrao; hohenoinareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpaminany anankiray tahaka ahy izao, mpaminany hipoitra avy amin’ny mpiray firenena aminareo, no hatsangan’ny TOMPO Andriamanitrareo ho anareo; izy no hohenoinareo.
Malagasy Bible 1865
Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin'ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan'i Jehovah Andriamanitrao ho anao; izy no hohenoinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin’ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan’NY TOMPO Andriamanitrao ho anao: Izy no hohenoinareo.
malagasy
Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin'ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan'i Jehovah Andriamanitrao ho anao; izy no hohenoinareo;