Deuteronomy 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay rehetra nangatahinao tamin’NY TOMPO Andriamanitrao tao Horeba tamin’ny andro nivoriana hoe: Aoka tsy hihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitro intsony aho, ary aoka tsy hahita izany afo lehibe izany intsony aho, fandrao maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nangatahinao tamin’i Iaveh Andriamanitrao tany Horeba, tamin’ny andro nivoriana, nataonao hoe: Aoka tsy ho ny feon’i Iaveh Andriamanitro intsony no ho henoko, ary aoka tsy hahita izany afo lehibe izany intsony aho, fandrao maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no nangatahinareo tamin’ny TOMPO Andriamanitrareo fony ianareo tafavondrona tany Hôreba ka nitenenanareo hoe: «Aoka tsy ny feon’ny TOMPO Andriamanitray intsony no ho henonay, ary aoka tsy ho hitanay intsony izany afo lehibe izany, fandrao maty izahay ».
Malagasy Bible 1865
araka izay rehetra nangatahinao tamin'i Jehovah Andriamanitrao tao Horeba tamin'ny andro nivoriana hoe: Aoka tsy hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitro intsony aho, ary aoka tsy hahita izany afo lehibe izany intsony aho, fandrao maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay rehetra nangatahinao tamin’NY TOMPO Andriamanitrao tao Horeba tamin’ny andro nivoriana hoe: Aoka tsy hihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitro intsony aho, ary aoka tsy hahita izany afo lehibe izany intsony aho, fandrao maty.
malagasy