Deuteronomy 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Tsara ny teny izay nolazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamiko: Tsara ny voalazan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamiko: «Tsara ny nilazany an’izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamiko: Tsara ny teny izay nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamiko: Tsara ny teny izay nolazainy.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamiko: Tsara ny teny izay nolazainy.