Deuteronomy 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazain’io mpaminany io amin’ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha misy tsy mihaino ny teniko, izay holazainy amin’ny Anarako, dia Izaho no hampamoaka azy ny amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra tsy mihaino ny teny izay holazain’io mpaminany io amin’ny anarako, dia Izaho no hampamoaka azy ny amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazainy amin'ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazain’io mpaminany io amin’ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.
malagasy
Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazainy amin'ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.