Deuteronomy 18:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanan-dova eo amin’ny rahalahiny izy; NY TOMPO no lovany, araka izay nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba hanan-dova eo amin’ny rahalahiny izy, fa i Iaveh no lovany, araka ny efa voalazany tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanana anjara eo anivon’ny mpiray firenena aminy tsy akory ny Levita: ny TOMPO no anjarany, araka izay nampanantenainy taminy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hanan-dova eo amin'ny rahalahiny izy; Jehovah no lovany, araka izay nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanan-dova eo amin’ny rahalahiny izy; NY TOMPO no lovany, araka izay nolazainy taminy.
malagasy
Fa tsy hanan-dova eo amin'ny rahalahiny izy; Jehovah no lovany, araka izay nolazainy taminy.