Deuteronomy 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha hoy ianao anakampo: Hataontsika ahoana no fahafantatra ny teny izay tsy nolazain’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ianao hanao anakam-po hoe: Ahoana no hahalalantsika izay teny tsy nolazain’i Iaveh?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo angamba hanao anakampo hoe: «Ahoana no hahafantaranay ny teny tsy nolazain’ny TOMPO!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha hoy ianao anakampo: Hataontsika ahoana no fahafantatra ny teny izay tsy nolazain'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha hoy ianao anakampo: Hataontsika ahoana no fahafantatra ny teny izay tsy nolazain’NY TOMPO?
malagasy
Ary raha hoy ianao anakampo: Hataontsika ahoana no fahafantatra ny teny izay tsy nolazain'i Jehovah?Raha miteny amin'ny anaran'i Jehovah ny mpaminany, ka tsy efa ny zavatra, na tsy tanteraka, dia teny izay tsy nolazain'i Jehovah izany: tamin'ny fahasahisahiana no nilazan'ny mpaminany izany, koa aza matahotra azy.