Deuteronomy 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no ho anjaran’ny mpisorona avy amin’ny olona, dia avy amin’izay mamono zavatra hatao fanatitra, na omby, na ondry, na osy: Homena ho an’ny mpisorona ny sorony sy ny valanoranony roa ary ny vavoniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anjaran’ny mpisorona avy amin’ny vahoaka amin’izay misorona omby na ondry: omena ny mpisorona ny sorony sy ny valanoranony ary ny vavoniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no zo ananan’ny mpisorona amin’ny vahoaka, izany hoe amin’ireo olona manolotra omby na ondry na osy hatao sorona: homena ho an’ny mpisorona ny sorok’ilay biby sy ny valanoranony ary ny vavoniny;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho anjaran'ny mpisorona avy amin'ny olona, dia avy amin'izay mamono zavatra hatao fanatitra, na omby, na ondry, na osy: dia homeny ho an'ny mpisorona ny sorony sy ny takolany roa ary ny vavoniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no ho anjaran’ny mpisorona avy amin’ny olona, dia avy amin’izay mamono zavatra hatao fanatitra, na omby, na ondry, na osy: Homena ho an’ny mpisorona ny sorony sy ny valanoranony roa ary ny vavoniny.
malagasy