Deuteronomy 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homenareo azy koa ny voaloham-bokatry ny varinao, ny ranom-boalobokao, ny diloilonao ary ny voalohan’ny volon’ondrinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homenao azy koa ny santatry ny varinao, sy ny divainao vaovao sy ny diloilonao ary ny santatry ny volon’ondrinao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
homenareo azy koa ny voaloham-bokatrareo na vary na divay na menaka; ary homenareo azy ny volon’ireo ondry aman’osy voalohany hetezanareo.
Malagasy Bible 1865
ary ny voaloham-bokatry ny varinao koa sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao ary ny voalohan'ny volon'ondrinao no homenao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homenareo azy koa ny voaloham-bokatry ny varinao, ny ranom-boalobokao, ny diloilonao ary ny voalohan’ny volon’ondrinao.
malagasy
ary ny voaloham-bokatry ny varinao koa sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao ary ny voalohan'ny volon'ondrinao no homenao azy.