Deuteronomy 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy levita miala amin’ny tanànanao iray, izay nivahiniany, tany amin’ny Israely rehetra ka mandeha araka ny fanirian’ny fony ho any amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy Levita miala amin’ny anankiray amin’ny tanànanao, amin’izay fitoerana onenany ao amin’i Israely na aiza na aiza, ka tonga araka ny fanirian’ny fony amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy Levita maniry mafy hiala ny tanàna nonenany, na aiza na aiza manerana an’i Israely, ka mandeha any amin’ilay toerana izay hofidin’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy Levita miala amin'ny tanànanao anankiray, izay nivahiniany, amin'ny Isiraely rehetra, ka mandeha araka ny fanirian'ny fony ho any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy levita miala amin’ny tanànanao iray, izay nivahiniany, tany amin’ny Israely rehetra ka mandeha araka ny fanirian’ny fony ho any amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO,
malagasy
Ary raha misy Levita miala amin'ny tanànanao anankiray, izay nivahiniany, amin'ny Isiraely rehetra, ka mandeha araka ny fanirian'ny fony ho any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah,