Deuteronomy 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary manao fanompoam-pivavahana amin’ny anaran’NY TOMPO Andriamaniny, tahaka ny levita rahalahiny rehetra izay mitsangana eo anatrehan’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy manao fanompoana amin’ny Anaran’i Iaveh Andriamaniny, toraky ny rahalahiny rehetra, ny Levita, izay mitoetra eo anatrehan’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hanao fanompoam-pivavahana amin’ilay TOMPO Andriamaniny izy, tahaka ny ataon’ny Levita rehetra mpiray foko aminy eo anoloan’ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
ka manao fanompoam-pivavahana amin'ny anaran'i Jehovah Andriamaniny, tahaka ny Levita rahalahiny rehetra, izay mitsangana eo anatrehan'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary manao fanompoam-pivavahana amin’ny anaran’NY TOMPO Andriamaniny, tahaka ny levita rahalahiny rehetra izay mitsangana eo anatrehan’NY TOMPO,
malagasy
ka manao fanompoam-pivavahana amin'ny anaran'i Jehovah Andriamaniny, tahaka ny Levita rahalahiny rehetra, izay mitsangana eo anatrehan'i Jehovah,