Deuteronomy 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia anjara mitovy amin’ny anjaran’ireo ihany no ho fihinany, na dia misy aza izay azony tamin’ny nivarotany izay fananana avy tamin’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hanana anjara fivelomana toraky ny an’ireo koa izy, afa-tsy izay azony amin’ny fivarotana ny anjara lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary anjara mitovy amin’ny an’ireo ihany no ho fihinany, na dia misy aza izay azony tamin’ny fivarotana ny fananan-drainy.
Malagasy Bible 1865
dia anjara mitovy amin'ny an'ireo ihany no ho fihinany, na dia misy aza izay vidin'ny azony tamin-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia anjara mitovy amin’ny anjaran’ireo ihany no ho fihinany, na dia misy aza izay azony tamin’ny nivarotany izay fananana avy tamin’ny rainy.
malagasy
dia anjara mitovy amin'ny an'ireo ihany no ho fihinany, na dia misy aza izay vidin'ny azony tamin-drainy.