Deuteronomy 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ianao dia aza mianatra manao araka ny fahavetavetana ataon’ireo firenena ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafiditra any amin’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra maka tahaka ny fahavetavetan’ireo firenena ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahatrizay ianareo tafiditra eo amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo, dia aza mianatra maka tahaka ny fomba mahatsiravina fanaon’ireo firenena monina ao ireo.
Malagasy Bible 1865
REHEFA tonga any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra hanao araka ny fahavetavetana ataon'ireo firenena ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ianao dia aza mianatra manao araka ny fahavetavetana ataon’ireo firenena ireo.
malagasy
[Ny amin'ny mpaminany] REHEFA tonga any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra hanao araka ny fahavetavetana ataon'ireo firenena ireo.