Deuteronomy 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa aringan’NY TOMPO Andriamanitrao ny firenena samihafa izay tompon’ny tany omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao ka monina ao an-tanànany sy ao an-tranony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voaringan’i Iaveh Andriamanitrao ny firenena izay omen’i Iaveh anao ny taniny, rehefa voaroakanao izy, fa ianao no efa monina amin’ny tanànany sy ny tranony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahatrizay haringan’ny TOMPO Andriamanitrareo sady horesenareo ny firenena mpanana ny tany izay homen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, dia honenanareo ny tanànany sy ny tranony.
Malagasy Bible 1865
Rehefa aringan'i Jehovah Andriamanitrao ny firenen-tsamy hafa, izay tompon'ny tany omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao ka monina ao an-tanànany sy ao an-tranony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa aringan’NY TOMPO Andriamanitrao ny firenena samihafa izay tompon’ny tany omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao ka monina ao an-tanànany sy ao an-tranony,
malagasy
[Ny amin'ny tanàna handosiran'izay mahafaty olona tsy nahy] Rehefa aringan'i Jehovah Andriamanitrao ny firenen-tsamy hafa, izay tompon'ny tany omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao ka monina ao an-tanànany sy ao an-tranony,