Deuteronomy 19:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy olona mankahala ny namany ka manao vela-pandrika aminy, ary mitsangana hamely mahafaty azy, nefa mandositra ho ao amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha olona mankahala ny namany kosa no manotrika hamely azy, ka irotsahany sy asiany ka mahafaty azy tokoa, ary mandositra amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mety misy olona mankahala ny namany ka manotrika hamely azy, dia miantoraka aminy sy mamono mahafaty azy, ary avy eo mandositra ho ao amin’ny anankiray amin’ireo tanàna fialofana ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy olona mankahala ny namany ka manotrika azy, ary mitsangana ka mamely mahafaty azy, ary mandositra ho ao amin'ny anankiray amin'ireo tanàna ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy olona mankahala ny namany ka manao vela-pandrika aminy, ary mitsangana hamely mahafaty azy, nefa mandositra ho ao amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,
malagasy
Fa raha misy olona mankahala ny namany ka manotrika azy, ary mitsangana ka mamely mahafaty azy, ary mandositra ho ao amin'ny anankiray amin'ireo tanàna ireo,