Deuteronomy 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia haniraka haka azy ao ny loholona amin’ny tanànany ka hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, mba hovonoina ho faty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia haniraka hisambotra azy ny loholona amin’ny tanànany, sy hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, mba ho faty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay kosa ny loholona amin’ny tanàna fiaviany dia haniraka haka azy ao ary hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly faty mba hovonoiny ho faty;
Malagasy Bible 1865
ny loholona amin'ny tanànany dia haniraka haka azy ao, dia hanolotra azy eo an-tànan'ny mpamaly rà, mba hovonoiny ho faty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia haniraka haka azy ao ny loholona amin’ny tanànany ka hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, mba hovonoina ho faty izy.
malagasy
ny loholona amin'ny tanànany dia haniraka haka azy ao, dia hanolotra azy eo an-tànan'ny mpamaly rà, mba hovonoiny ho faty izy.