Deuteronomy 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hiantra azy ny masonao; fa hesorinao tsy ho eo amin’ny Israely ny heloka amin’ny ran’ny tsy manan-tsiny mba hahita soa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miantra azy ny masonao fa esory amin’i Israely ny ra tsy manan-tsiny, dia hiadana ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy hangorahanareo izy. Izany no hanesoranareo amin’i Israely ny famonoana olona tsy manan-tsiny ary izany koa no hahitanareo soa.
Malagasy Bible 1865
Tsy hiantra azy ny masonao; fa hesorinao tsy ho eo amin'ny Isiraely ny heloka ny amin'ny rà marina, mba hahita soa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hiantra azy ny masonao; fa hesorinao tsy ho eo amin’ny Israely ny heloka amin’ny ran’ny tsy manan-tsiny mba hahita soa ianao.
malagasy
Tsy hiantra azy ny masonao; fa hesorinao tsy ho eo amin'ny Isiraely ny heloka ny amin'ny rà marina, mba hahita soa ianao.