Deuteronomy 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vavolombelona iray monja dia aoka tsy hitsangana hiampanga olona amin’izay heloka na ota nataony na inona na inona; fa amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vavolombelona iray monja dia tsy hoekena hiampanga olona, ny amin’ny heloka na ota anankiray na ota inona na ota inona natao. Fa ny tenin’ny vavolombelona roa na tenin’ny vavolombelona telo ihany no hanaporofoana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vavolombelona iray monja, dia aoka tsy hitsangana hiampanga olona ny amin’izay heloka na ota nataony na inona na inona; fa amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hitombenan’ny raharaha.
Malagasy Bible 1865
Raha vavolombelona iray monja, dia aoka tsy hitsangana hiampanga olona ny amin'izay heloka na ota nataony na inona na inona; fa amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vavolombelona iray monja dia aoka tsy hitsangana hiampanga olona amin’izay heloka na ota nataony na inona na inona; fa amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny.
malagasy
Raha vavolombelona iray monja, dia aoka tsy hitsangana hiampanga olona ny amin'izay heloka na ota nataony na inona na inona; fa amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny.