Deuteronomy 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hitsangana eo anatrehan’NY TOMPO izy roa lahy izay miady, dia eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara amin’io andro io;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hiseho eo anatrehan’i Iaveh izy roalahy miady, eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara izay tompon’anjara raharaha amin’izany andro izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hankeo anoloan’ny Toeramasin ’ny TOMPO izy roa lahy miady ka hiseho eo anatrehan’ireo mpisorona sy ireo mpitsara tompon’anjara amin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
dia hitsangana eo anatrehan'i Jehovah izy roa lahy izay miady, dia eo anatrehan'ny mpisorona sy ny mpitsara amin'izany andro izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hitsangana eo anatrehan’NY TOMPO izy roa lahy izay miady, dia eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara amin’io andro io;
malagasy
dia hitsangana eo anatrehan'i Jehovah izy roa lahy izay miady, dia eo anatrehan'ny mpisorona sy ny mpitsara amin'izany andro izany;