Deuteronomy 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha hadinin’ny mpitsara mafy izy ireo ka hitany fa vavolombelona mandainga ilay miampanga ny namany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hanao famotorana tsara ny mpitsara, koa raha hita fa vavolombelona mandainga ilay vavolombelona, fa nanao filazana tsy marina niampangany ny rahalahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hanao famotorana lalina ny mpitsara; ka raha hitany fa vavolombelona mandainga ilay vavolombelona noho izy miampanga lainga ny namany,
Malagasy Bible 1865
ary raha hadinin'ny mpitsara mafy izy ka hitany fa vavolombelona mandainga, fa miampanga lainga ny namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha hadinin’ny mpitsara mafy izy ireo ka hitany fa vavolombelona mandainga ilay miampanga ny namany
malagasy
ary raha hadinin'ny mpitsara mafy izy ka hitany fa vavolombelona mandainga, fa miampanga lainga ny namany,